Trouvez un produit chez le commerçant le plus près de vous
FrançaisSur Mikaroka, pour vous faciliter la vie, les produits sont classifiés par catégories et les commerçants par commune et par quartier. Rechercher sur Mikaroka vous permet d'avoir plus d'informations pour prendre une meilleure décision sur votre achat.
Car vous pouvez effectivement trouver un produit moins cher mais s'il est loin de l'endroit où vous vous trouvez, vous prendrez une décision d'achat en tenant compte du temps et des dépense occasionnées par les déplacements.
Acheter le même produit, plus cher mais chez un commerçant plus proche, peut être intéressant.
Mikaroka vous donne les informations mais c'est à vous de décider!
Ao amin'ny Mikaroka, mba hanamora ny fiainanao, dia voasokajy ny vokatra, ary ny mpivarotra dia voatanisa araka ny tanàna sy ny toerana misy azy. Ny fikarohana ao amin'ny Mikaroka dia manome anao fampahalalana bebe kokoa hanampiana anao handray fanapahan-kevitra tsara kokoa amin'ny fividiananao entana.
Mety hahita vokatra mora kokoa ianao, fa raha lavitra ny toerana misy anao dia mila mandinika ny fotoana lany sy ny fandaniana amin'ny dia ianao.
Satria tokoa mety ampihena ny masonkarena ny fividiananao entana amin'ny vidiny lafolafo eny amin'ny mpivarotra akanin'ny toerana misy anao.
Omen'i Mikaroka ny vaovao, fa anjaranao ny manapa-kevitra!